Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Maty rotiky ny balan’ny jiolahy nandritra ny fifanenjehana tao amin’ny fokontany Ambatofitatra Sambava ny ankizilahy iray mpianatra amin’ny sekoly tsy miankina iray ao an-toerana. Nisy trangana halatra « panneau solaire » tany an-toerana ka henon’ilay tovolahy iray. Nivoaka ny trano izy ary nanenjika avy hatrany ireo jiolahy. Namaly tamin’ny alalan’ny tifitra anefa ireo olon-dratsy ka maty tsy tra-drano ilay tovolahy niharam-boina.

Les commentaires sont fermées.