Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Donia 2019 an-tsary

Donia 2019 an-tsary

Ireo nifaninanana ka nisalotra ny anarana “miss” sy “mister” tamin’ity.

Anisan’ny nisongadina tamin’ny “Carnaval” ry Jeunes des Iles.

Ry Tokiky, nanala hamohamo sy nampitokiky teny anelanelan’ny fampisehoana

Tsy nampoizina, anisan’ireo tonga nijery an-dry Jerry Marcoss, ny alin’ny zoma, i Wawa!

Sary sy soratra: Zo ny Aina Randriatsiresy

Les commentaires sont fermées.