Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

67ha: jiolahy mamo, tratra teo am-panendahana

67ha: jiolahy mamo, tratra teo am-panendahana

Jiolahy iray voasambotry ny polisy avy ao amin’ny CSP7 67 ha, ny alatsinain’ny pentekosta teo noho ny resaka harom-paosy. Raha ny tatitra nampitain’ny  polisy, niaraka nisotrosotro tamin’ny namany ity mpangarom-paosy ity ka rehefa mamomamo izy sy ny namany dia nanao ny asa ratsiny izy. Tratran’ireo namany anefa izy tamin’io fotoana io ka nentin’ireo namany tany amin’ny biraon’ny polisy ao 67 ha. Natolotra ny fitsarana izy ka naiditra eny Antanimora.

J.C

Les commentaires sont fermées.