Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Maro ireo mpino namonjy ny toeram-pivavahana, nankalaza ny andro Pentekosta.

Ny alatsinainin’ny Pentekosta, maro ny antoko mpihira ara-pilazantsara tetsy amin’ny kianjan’Alarobia, anisan’izany ny tarika TDL.

I Black Nadia, tsy diso anjara ny tetsy amin’ny Coliseum.

Ahitana tranga toy izao hatrany ny andron’ny fety.

Sary: Fanou

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique