Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Faran’ny herinandro an-tsary

Faran’ny herinandro an-tsary

Fahombiazana ny fanehoana an-tsehatra, indroa miantoana, ny “Folle colocation”, piesy teatraly an’ny kaompania Pièce détachée, tetsy amin’ny AFT Andavamamba, ny asabotsy sy omaly tolakandro. (sary: AFT)

Nanakoako ny hira fiderana amin’ny feo manga, tetsy amin’ny CC Esca Antanimena, omaly tolakandro. Nihaona voalohany tamin’ny mpankafy azy, eto Antananarivo, ny Jaw”s Band, tarika tsy zovina amin’ny maro, raha ny mpikambana ao aminy, izay efa ela nilomanosana tao amin’ny tontolon’ny “gospel”.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique