Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tolona – Fifidianana: lany ny kandida tokana, Ravelojaona Mamitiana

Tontosa, omaly, tany Mahajanga, ny fivoriambe no sady fifidianana ny filoha hitantana indray ny federasiona malagasy ny taranja tolona, mandritra ny efa-taona manaraka. Lany ho filoha, fanin-telony indray Ravelojaona Mamitiana. Tamin’ny alalan’ny . ligy miisa 4, nahitana ny ligin’ny Boeny, Analamanga, Ihorombe ary Atsinanana, no tonga nifidy ka nandany an-dRavelojaona Mamitiana, izay kandida tokana, tamin’ity fifidianana ity.Tsy nahatonga solontena kosa ny ligin’ny Fianarantsoa, raha ny fanazavan’ny teo anivon’ny komity mpikarakara ny fifidianana.

 

Mi.Raz

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique