Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

ATRIK’ASA FANKATOAVANA NY FANDAHARAN’ASAM-PIRENENA.

Dingana iray hafa eo amin’ny sehatry ny indostria : Ho fampiroboroboana ny Indostria maharitra, matotra ary mahomby eto Madagasikara 2019-2022 dia nisy ny atrik’asa fankatoavana ny fandaharan’asam-pirenena, izay nokarakarain’ny Minisiteran’ny Indostria, ny Varotra ary ny Asa-tanana niaraka tamin’ny ONUDI ny alatsinainy 13 mey teo.

Lire la suite

Les commentaires sont fermées.