Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

FITSIDIHAN’NY MICA NY BIRAON’NY FENITRA ETO MADAGASIKARA (BNM)

Araka ny vinan’ny MICA « indostria miroborobo eny anivon’ny faritra, antoky ny fifanakalozam-barotra mirindra » dia nanatanteraka fitsidihana tetsy amin’ny Biraon’ny Fenitra eto Madagasikara izay anisan’ny antokon-draharaha eo ambanin’ny fiahian’ny Minisiteran’ny Indostria, ny Varotra ary ny Asa Tanana anio 14 mey 2019. Niarahan-dRamatoa Minisitra Lantosoa RAKOTOMALALA tamin’ireo mpikambina sasatsasany ao amin’ny kabinetra moa ity fitsidihana ity ary mikendry ny hanatsara ny lafiny ara-materialy sy arak’asa mba hanatrarana ny tanjon’ny Birao amin’ny asa iandraiketany sy hampiharana ireo fenitra amin’ny tsena anatiny sy iraisam-pirenena.

Lire la suite

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique