Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

FITSIDIHAN’IREO MANAMBONINAHITRA MPIANATRA EO ANIVON’NY « ECOLE D’ETAT-MAJOR » ‘NY NIGERIA

Laharam-pahamehana hoan’ny firenena aty Afrika ny fandriampahalemana ary miezaka mitady izay fomba entina handrindrana izany avy ireo tompon’andraikitra isantsokajiny manerana ny kaontinanta Afrikana. Ho an’i Nigeria manokana dia delegasion nigeriana 33 izay ahitana manamboninahitra mpianatra 26 sy mpampianatra 2 ary tompon’andraikitra 5 avy amin’ny “Ecole d’Etat-Major any Nigeria” indray no hitsidika an’i Madagasikara amin’ity taona 2019 ity. Fitsidihana hanatanterahan’izy ireo ny dia fibehazana ao anatin’ny loha-hevitra hoe: “développement du capital humaine et de la sécurité en Afrique » na ny fampiroboroboana ny mahaolona sy ny fandriampahalemana aty Afrika.

Lire la suite

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique