Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

FANOKANA NY FIARAMANIDINA HO VAKOKA TAO AMIN’NY BATAC

Notokana ho vakoka ny 10 may 2019 ilay fiaramanidina DC3 ao amin’ ny tobim-pamaharana an’habakabaka na Base Aérienne Tactique (BATAC) Arivonimamo. Notanterahina teo ambanin’ny fiahian’ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jeneraly Richard RAKOTONIRINA, nisolo tena azy sy nitarika ny lanonana ny Jeneraly RAKOTONIRINA Théophile  Lehiben’ny Etamazaoro Jeneralin’ny Tafika Malagasy sy ny Jeneraly RAMASITERA Niriniaina Lehiben’ny fibaikoana […]

Lire la suite

Les commentaires sont fermées.