Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

“MPILATSAKA AN-TSITRAPO MAMPIHENA NY FAHAREFOANA ENY IFOTONY”

Naharitra 5 andro ny atrik’asa fiofanana izay natao teny amin’ny Sacré-Coeur Ambolokandrina, ny 29 Aprily hatramin’ny 4 Mey lasa teo.
Fiofanana nokarakarain’ny Birao nationaly mitantana ny loza voajanahary « BNGRC » ary tohanan’ny Banky Afrikana ho an’ny Fampandrosoana « BAD » ara-bola.
Niisa 50 ny mpilatsaka an-tsitrapo izay nandray anjara, ka isan’ny nisitraka izany ny mpilatsaka an-tsitrapo teto anivon’ny Minisiteran’ny Indostria, ny Varotra ary ny Asa-tanana.

Lire la suite

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique