Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

DINIKA ARA-POLITIKA 2019 | MADAGASIKARA – VONDRONA EOROPEANA

Notanterahina ny Alakamisy 2 May 2019 lasa teo teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny andiany faha-fito amin’ny dinika ara-politika eo anivon’ny Vondrona Eoropeana sy Madagasikara izay notarihin’ny Filoha Andry Rajoelina. Isan’ny nandray anjara tamin’izany ny Minisitry ny Indostria, ny Varotra ary ny Asa tanana, Ramatoa Lantosoa RAKOTOMALALA. Natao ity dinika ity hanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta ary indrindra hametrahana fiaraha-miombon’antoka matotra ho fampandrosoana ny firenena malagasy. Nibahana tamin’ny fandraisam-pitenenan-dRamatoa Minisitra ny fampiroboroboana ny indostria eto Madagasikara « Emergence Industrielle ».

Lire la suite

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique