Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Faran’ny herinandro an-tsary

Faran’ny herinandro an-tsary

Seho iray, tsy fahita hatramin’izay, nampiavaka iny faran’ny herinandro iny, ny fiakarana an-tsehatr’i Fy sy ny tariny, tetsy amin’ny CC Esca Antanimena, omaly.

Izao ny porofo fa maro ny ankizy sy ny tanora liana amin’ny fitendrena valiha. Nandray anjara mavitrika, tamin’ny “Mpamaliha”, izy ireo, ny asabotsy teo.

Les commentaires sont fermées.