Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Maro ireo mpanao gazety tonga nanamarika ny Andron’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety tetsy amin’ny tsangambaton’ny Holafitry ny mpanao gazety, Analakely.

… Anisan’izany ireo mpianatra eo anivon’ny serasera…

Ny filohan’ny fikambanan’ny mpaka sary an-gazety, ny Crimad, naneho ny heviny momba ny asa fanaovan-gazety (an-kavia).

Nampahafantarina amin’ny fomba ofisialy ny “autocolant” hapetraka amin’ny fiaran’ny mpanao gazety.

Sary: Fanou

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique