Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Reflets du 02 Mai 2019

Reflets du 02 Mai 2019

1. Anisan’ireo mpikarakara sady mandray anjara amin’ny « Foire du livre » na Tsenaben’ny boky, tanterahina etsy Antaninarenina ny trano famoaham-boky Edition Jeunes Malgaches. Maro ireo nitsidika ny tranohevan’izy ireo tao anatin’ny telo andro nanombohan’ny hetsika.

Novelomin’ireo tanora avy ao amin’ny Association Gazela pour le Développement Social an-tsehatra ilay angano « I Vonindrano sy i Zavonandro », nosoratan’i Arikaomsa Randria.

Novelomin’ireo tanora avy ao amin’ny Association Gazela pour le Développement Social an-tsehatra ilay angano « I Vonindrano sy i Zavonandro », nosoratan’i Arikaomsa Randria.

Nangonin’i Fanou

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique