Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Nomarihina omaly ny Andro eran-tany hiadiana amin’ny aretina tazomoka. Notanterahina tany Ambanja ny lanonana ofisialy mahakasika izany. Manomboka amin’ny fandraisana andraikitry ny tsirairay izany ady amin’ny tazomoka izany. Io ny lohahevitra tamin’ity Andro eran-tany ity.

Mbola mitohy androany ny fivoriamben’ireo mpikambana amin’ny Seces sampana Antananarivo. Mizotra mankany amin’ny fivahan’ny olana ny dinika, araka ny nambaran’ny filohany. “Nampanantena ny praiminisitra fa misy ny fitakiana, azo tanterahina ato anatin’ny fotoana fohy. Ny ambiny kosa, hodinihina ao anatin’ny komity “ad-hoc” sy fifampidinihina mivantana”, hoy hatrany ny filohan’ny Seces Antananarivo.

Les commentaires sont fermées.