Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina  sy fintina

Anisan’ny nisongadina  tamin’ny filankevitry ny minisitra ny fanendrena mpiasam-panjakana ambony. Anisan’izany ny nanendrena ny  lehiben’ny distrika enina sy Préfet iray.  Randrianarivony Herimahazo Zo, voatendry ho lehiben’ny distrikan’i Vohibato ; Rakotoarimanana David Emmanuel, ao Soavinandriana Itasy ;  Rakotoarisoa Ny Ony Mirana Dina Henintsoa any Antanifotsy; Ravelomary Jean Christian Fetra, eto  Antananarivo V  ary Ranjakamanana Stephen Weld ao Ambohidratrimo. Voatendry ho Prefet-n’i Maintirano kosa Randriampanala Rivo.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique