Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Nanatrika ny lamesa tao amin’ny Ekar Ambatomiady, tao amin’ny diosezin’Antsirabe, ny filoham-pirenena mivady.

Maro ireo mpino tonga nankalaza ny fahatsiarovana ny fitsanganan’ny Kristy tamin’ny maty tao amin’ny FJKM Tranovato Faravohitra.

Tsy nahakivy ireo mpino na hatrany ivelany trano fiangonana azy no nivavaka izy ireo.

Maro ny nisafidy niala voly teny Parc Tsimbazaza ny fianakaviana.

Tsy vitsy ihany koa ireo nisafidy tsy nivoaka lavitra fa teo Analakely ihany.

Efa manomboka tongan’ny mpitsangatsangana koa izao ny ny lalambaovao Tsarasaotra – Ivato.

Nitohana tanteraka ny lalana teny amin’ny By-Pass.

Manararaotra mihodina an-dalana ireo mpitatitra sasany… Anisan’izany ny taxibe Ivato

Nahitana, mpitandro filaminana manodidina an-drenivohitra.

Mbola misy ireo nanohy fitadivana an-davanandro.

Elidiot, nanafana ny teny Ivato.

Jerry Marcos, nanatontosa ny fampisehoana tetsy By-pass.

Mario, nanmpiseho ny taletany teny Mahamasina.

Sary: Fanou sy Tiana R

Les commentaires sont fermées.