Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tranoben’ny fifandraisana: tale jeneraly I Fanjanarivo Symonette

Tranoben’ny fifandraisana: tale jeneraly I Fanjanarivo Symonette

Araka ny tolo-kevitry ny Minisitry ny Fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana siantifika nandritra ny filankevitry ny minisitra tamin’ity herinandro ity, voatendry ho tale jeneralin’ny Tranoben’ny fifandraisana eny amin’ny oniversite i Fanjanarivo Symonette Pascaline. Efa mpanao gazety an-tsoratra matihanina an-taony maro izy nialoha ny naha voatendry azy amin’izao toerana izao.

Les commentaires sont fermées.