Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Basikety – « Jump tournoi »: tompondaka ny Esca Antanimena

Basikety – « Jump tournoi »: tompondaka ny Esca Antanimena

Notanterahina tetsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo, ilay fifaninanana eo amin’ny samy kolejy sy lycée, taranja basikety. Nafana vay ny lalao famaranana teo amin’ny fifanandrinan’ny Esca Antanimena sy ny Saint François Xavier. Samy dadany ireto ekipa roa ireto ary nifandimby nampitombo ny isa hatrany am-piandohan’ny lalao. Sahala, 53 no ho 53, ny isa teny amin’ny solaitrabe, teo am-piafaran’ny fe-potoana ara-dalàna ka niroso tamin’ny fanalavam-potoana. Nivoaka mpandresy tamin’izany ny Esca Antanimena, rehefa avy niady mafy.

 

Mi.Raz

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique