Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Antsahamanitra: nofaranan’ny teatra ny « Eternités… de la Grèce »

Antsahamanitra: nofaranan’ny teatra ny « Eternités… de la Grèce »

« Les Perses » sy « Les sept contre Thèbes ». Ireto teatra roa ireo no nanakatonana ilay hetsika « Eternités… de la Grèce », notontosaina teto Antananarivo nanomboka ny 10 avrily teo. Teatra anisan’ireo tranainy indrindra satria efa tany amin’ny taona 472 talohan’i Jesoa Kristy ny nanoratana ny « Les Perses » raha tany amin’ny taona 467 talohan’i Kristy kosa ny nanehoana ny « Les sept contre Thèbes ». Nampifanarahana amin’izany ihany koa ny endriky ny sehatra tetsy Antsahamanitra. Na izany aza, nampiasa fitaovana fitaovana maoderina toy ny ordinatera ihany i Mireille Herbstmeyer sy i Philippe Girard ary i Frédéric Giroutou Le Sacripan rehefa milalao ity tantara ity.

Amin’ny ankapobeny, saika naneho ny tranga fahiny no novoizina tao anatin’ny « L’Eternités… de la Grèce ».

Nanangona : HaRy Razafindrakoto

 

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique