Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Araka ny tolo-kevitry ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, voatendry ho lehiben’ny Etamazaoro jeneralin’ny Tafika Malagasy ny Jly Rakotonirina Théophile Justin, avy amin’ny andiany manokana nivoaka tao amin’ny Akademia miaramila Antsirabe ity manamboninahitra ambony ity.

Voatendry ho tale jeneralin’ny polisim-pirenena, araka ny tolo-kevitry ny minisitra misahana ny filaminam-bahoaka, ny Commissaire divisionnaire de police, Rakotozanany Dany Marius, izay efa nisahana ny talem-paritry ny filaminana teto amin’ny faritany Antananarivo teo aloha.

Voatendry ho mpitantana ny « cellule de lutte contre la cybercriminalité », araka ny tolo-kevitry ny minisitry ny serasera sy ny kolontsaina, ny chef d’escadron Andrianarisaona Herilalatiana. Lehiben’ny sampandraharaha misahana ny serasera sy ny fampitam-baovao eo anivon’ny zandarimariam-pirenena izy teo aloha mialoha ny nahavoatendry azy amin’izao andraikitra vaovao izao.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique