Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Araka ny nambara tamin’ny filankevitry ny minisitra, natao omaly, voatendry ho mpandrindra nasionalin’ny Ofisim-pirenena momba ny sakafo (ONN) i Solofonirina Lucie. Izy, araka izany, no handimby an-Raveloharison Ambinintsoa eo amin’ity andraikitra goavana mikasika ny fanatsarana ny fanjarian-tsakafon’ny Malagasy ity.

Les commentaires sont fermées.