Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Nitohy, omaly, ny hetsika nataon’ny mpampianatra mpikaroka sampana Antananarivo teny amin’ny oniversite. Niandoha tamin’ny fanakatonana ny vavahady lehibe miditra eny amin’ny oniversite, ny afakomaly. Omaly, nanakana ny fidirana teny amin’ny oniversite izy ireo ka nahasorena ny rehetra nanan-draharaha teny Ankatso. Manahy amin’ny mety hisian’ny taona fotsy ny mpianatra sy ny ray aman-dreny satria nanambara ny mpampianatra fa tsy hiverina mihitsy ny asa fikarohana sy ny fampianarana raha tsy mivaly avokoa ny fangatahana rehetra.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique