Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Taorian’ny fotoam-pahavaratra, manarina ireo fotodrafitrasa simba toy ny lalana, ny fantsona fandalovan’ny rano maloto, ny fanitarana ny haben’ny lalana sy fanamboarana ny sisin-dalana ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Fiaraha-miasan’ny kaominina amin’ny alalan’ny sampandraharaha mitantana ny loza voajanahary sy ireo mpiara-miombon’antoka izany. Manatanteraka ny asa ny Autorité routière de Madagascar ary mamatsy vola kosa ny Banky eoropeanina momba ny fampandrosoana. Ireo lalam-pirenena eto an-tanàna ka mivoaka ny Renivohitra avy eo no anaovana ny asa: ny RN1, ny RN2,  ny RN3, ny RN4 ary ny RN7.

Les commentaires sont fermées.