Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Efa ao amin’ny tobi-miaramila Rezimanta voalohany (RM 1) Analakely ny fatin’ilay miaramila serzà sefo antsoina hoe Jean de la Croix maty voatifitry ny dahalo, ny 3 avrily lasa teo tany Maintirano. Miaramila efa-dahy izy ireo no nifanehitra tamin’ny dahalo tamin’io fotoana io ka ity miaramila namoy ny ainy ity no lehiben’ireo miaramila. Tsy naharesy tosika ireo malaso ireto miaramila ka lavo tamin’izany ny Serza Sefo Jean de la Croix.

Les commentaires sont fermées.