Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Faran’ny herinandro an-tsary

Faran’ny herinandro an-tsary

Tropy Jeanette, anisany nandray anjara ny kaonseritra klasika tao amin’ny IFM, ny asabotsy lasa teo.

Nanomboka omaly, ary tsy hifarana raha tsy ny 1 mey izao, ny fampirantiana « Micro Univers », ety amin’ny IKM Antsahavola.

Ny tanora Masina Itaosy, anisan’ireo nandray anjara tamin’ny rindran-kira ara-pilazantsara, tetsy amin’ny lapan’ny Kolontsaina Mahamasina, omaly.

Nate Tex, Fy ary Mirado, mpanakanto tanora anisan’ny ankafizin’ny tanora, nampiseho hetsika, omaly tao Antsahamanitra.

Sary : Fanou sy Tiana R

Les commentaires sont fermées.