Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Teny an’anona teny

Teny an’anona teny

Etsy Soarano, hita sahirana ny fiara amin’ireo sarety eny afovoan’ny lalana.

Maro ny mpamily no mimenomenona amin’ny ireo fiara mijanona eo an-tsisin-dàlana, miandry mpianatra mirava manoloana ny sekoly iray akaikin’ny ranon’Anosy, miteraka fitohanana lavareny.

Na dia efa hita aza fa misy soratra fandrarana eo anoloana, misy ireo minia mikimpy.

Maro hatrany ireo ankizy no tia misetrasetra eny amin’ny lalana.

Sary: Fanou

Les commentaires sont fermées.