Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Manohy ny fitiakiana sendikàly ny mpampianatra mpikaroka eny amin’ny oniversiten’Antananarivo (Seces). Tsy mbola misy ny fandraisana ny asa fampianarana ary mijery ny mpampianatra eny ifotony tsy nanaraka ny toromarika nomeny ny mpitarika. Tsy nahenoana fanehoan-kevitra, hatreto, ny minisitra mpiandraikitra sy ny minisitera.

Les commentaires sont fermées.