Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Omaly, nampiseho ny talentany ny mpitendry vaovao ao amin’ny tarika Mage 4.

Tetsy amin’ny CcEsca,omaly alahady, mbola tsy lefy laza ny mozika tena Malagasy izay niangalin’ny tarika Solika.

Lasan’ny Faniry ny amboara, tamin’ny hazakazaka fiarakodia “Slalom”, teny Ivato.

Samy nanao izay ho afany ireo mpiangaly ny hay ady “Taekwondo WTF”, omaly teny amin’ny kianja mitafo Mahamasina.

Sary: Fanou sy Tiana R

Les commentaires sont fermées.