Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Mavesatra sa efa izao indray ny lamaody amin’ny pataloha?

Fiara lehibe iray mipetraka manodidina an’Analakely, mitsabo ny olona sahirana isaky ny alina.

Ny sisin-dàlana no amboarina mialoha vao hisy ny fanamboarana ny lalana.

Na tsy ampy fitaovana aza, afaka mampiasa ny eo am-pelatanana.

Sary : Fanou

Les commentaires sont fermées.