Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Tratran’ny zandary tamina lehilahy iray tao amin’ny fokontany Bemasoandro, Vatomandry, ny rongony milanja 3,200 kg, afakomaly. Loharanom-baovao ny nahafahan’ny zandary nanenjika ity lehilahy mpanao trafikana zava-mahadomelina ity. Niroso tamin’ny fisavana ny tranony ny zandary ka hita tao ireo rongony ireo. Mitohy ny fanadihadiana ity lehilahy ity. Hodorana avy hatrany kosa ireto zava-mahadomelina ireto.

Les commentaires sont fermées.