Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Ireo mpanakanto nirotsaka ho solombavambahoaka

Ity fifidianana solombavambahoaka manaraka ity no anisany nahitana firotsahan’ny mpanakanto maro indrindra hatramin’izay, na eto Antananarivo, na avy any amin’ny faritany. Ireto manaraka ireto ny santionany amin’izy ireo.

1- I Anyah, boriborintany fahatelo.

2- I Bodo, boriborintany fahatelo.

3- I Rossy, eny amin’ny boriborintany fahefatra.

4- I Justin Vali, distrikan’Andramasina.

5- I Ninie Donia, Nosy Be Hell Ville.

6- I Tsiliva, faritr’i Morondava.

7- I Jean Aimé, any Marovoay.

8- I Théo Rakotovao, any Toliara faharoa.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique