Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Tratran’ny zandary ny iray amin’ireo jiolahy tompon’antoka tamin’ny fakana ankeriny ilay kandidà tao Tsaratanàna. Mitohy ny fanadihadiana momba ity raharaha ity. Fantatra kosa fa efa tsy Dren Betsiboka intsony ity nisy naka ankeriny ity fa ny taona 2006 – 2007 izy no nisahana ny Dren Betsiboka ka izao nikasa hifaninana ao anatin’ny fifidinana depiote izao kanjo nalain’ny jiolahy ankeriny.

Votsotra teo am-pelatanan’ny dahalo i Gabriella kely, ilay zazakely 6 taona nisy naka ankeriny tao Ambodiriana Tsaratanàna, herinandro lasa izay. Lavon’ny zandary nandritra ny fisamborana kosa ny jiolahy iray. Mitohy ny fanadihadian’ny zandary.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique