Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Miaramila malagasy miisa 21 avy ao amin’ny Academie militaire nandray anjara tamin’ny fetim-pirenena maorisianina.

Maro ireo teratany malagasy nanotrona sy nitsena ny delegasiona malagasy.

Samy manana ny fampiasany ny fiara fitaterana ny any atsimo, eo ny mitondra biby fiompy, eo ihany koa ny manao tambabe, tsy sarotiny ny olona fa efa zatra ny zava-misy.

Les commentaires sont fermées.