Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina sy fintina

Tsy anisan’ny kandidà natolotry ny TGV/Mapar intsony Ratsivalaka Michéle. Ho fantatra amin’ity anio ity ny ho kandidàn’izy ireo eo anivon’ny boriborintany I. Mbola mijanona ho kandidàn’ny Tim kosa ny Me Razafimanantsoa Hanitra

Notoloran’ny Vondrona eoropeanina fiara tsy mataho-dàlana miisa efatra ny minisiteran’ny Fitsarana, ny herinandro teo. Natao hanamorana ny asa, indrindra fa any amin’ny tany lavitra andriana ahafaha-manao fitsirihana ny fomba fiasa ireo fiara ireo.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique