Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Teny an’anona teny…

Teny an’anona teny…

1. Mbola olana tsy mety voavaha ny famatsian-dranon’ny Jirama eto Antananarivo sy ny manodidina.

2. Izao ny fahasahiranana mahazo ny maro rehefa tratran’ny orana.

3. Arovy, araka izay azo atao, ihany rey olona ny ankizy sao hihombo indray ny fahasahiranana.

4. Izay tsy te hirobo-drano mandeha sarety. Tsy “mikidaona” fa misy sarany io an!!!

Sary :  Tiana

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique