Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Nosokafan’ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, ny asabotsy 2 marsa ny tany Analameva Antsirinala, Moramanga, ao anatin’ny faritry ny Fanalamanga, ny fambolen-kazo ofisialy.

Nosokafan’ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, ny asabotsy 2 marsa ny tany Analameva Antsirinala, Moramanga, ao anatin’ny faritry ny Fanalamanga, ny fambolen-kazo ofisialy.

Tanteraka ny fanambin’ny tarika Kiaka sy ny tarika Tselatra, niavaka tokoa seho “Rock symphonique”.

I Rija Ramanantoanina sy i Bodo, seho “30 taona intelo” tao amin’ny Escca Antanimena.

Niavaka ny seho notanterahin-dRajery sy i Slam Jah, ny asabotsy lasa teo teny amin’ny IFM Analakely.

Ny birao vaovao ifoton’ny fananan-tany notokanan’ny minisitra Fanambeazana any Bealalana.

Sary: Fanou sy Mamiherison

Les commentaires sont fermées.