Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Voadonan’ny fiara4×4 kely iray ny olona roa, omaly harivan tokony tamin’ny 6 ora latsaka fahefany teo, teny amin’ny lalana Marais Masay. Nandeha an-tongotra amin’ilay lalana afovoany ireo olona roa ireo, ary voadona mafy ka nipitika mihitsy. Voalaza fa namoy ny ainy ny lehilahy iray, ary naratra mafy nalefa notsaboina any amin’ny hopitaly ny faharoa. Araka ny hita teny an-toerana, tafakatra amin’ny dongona manasaraka ny arabe ilay fiara 4×4, ary tafadingana tany amin’ny lalana ilany. “Nandeha mafy io fiara io, ary izao namoa-doza izao”, hoy ny olona teny an-toerana.

Les commentaires sont fermées.