Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tarika Hasina: hizara “Kalon’ny fitia”

Tarika Hasina: hizara “Kalon’ny fitia”

Fetin’ny mpifankatia… Raha hiram-pitia koa, manana ary manana maro sy be mpankafy ny tarika Hasina. Fotoana mety indrindra hizarana izany ny fanamarihana ny fetin’ny mpifnakatia anio. Araka izany, hizara ny “Kalon’ny fitia” ry José sy ny tariny, anio manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina, etsy amin’ny Amitié Fandian, 67 ha. Anisan’ireny ny “Fitiavana tsy miofo”, vao vita rakitsary tsy ela akory izay. Eo koa ry “Dia ho nofiko ve?”, “Foiko”, “Tokantrano mamy”, “Alahelo”, sns.
Hiantsoroka ny ankamaroan’ny fotoana kanefa nanasa namana mpanakanto maromaro ihany koa ny tarika Hasina mba hifampizara ny “Kalon’ny fitia” amin’io fotoana io.

Zo ny Aina

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique