Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Oniversiten’i Toliary: kandidà ho filohan’ny oniversite  ny Dr Razafiharison A.

Oniversiten’i Toliary: kandidà ho filohan’ny oniversite  ny Dr Razafiharison A.

Omaly maraina tamin’ny sivy ora maraiana no tonga nametraka ny taratasy filatsahana ho Filohan’ny Oniversite n’i Toliara  Atoa Razafiharison Andriamanantena, fantatry ny rehetra aminy anarana hoe Manantena, notron’ireo ekipa mpanaohana  azy teo.

Taorai’ny fotoana dia  nitafa tamin’ny mapanao gazety izy ka amin’izany no nitondrany  fanazavana ny antony nilatsahany.  Nifototra amina lohahevitra dimy ny fanatanterahana ny fandaharanasany  izay miompana amin’ny fampandrosoana ny tontolon’ny Oniversiten’ny Toliara. Fa indrindra ny famahana ny olan’ny tany.

CMS

 

Les commentaires sont fermées.