Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary 08 Febroary 2019

Songadina an-tsary 08 Febroary 2019

500 Ar ny saran-dalana amin’ny sarety ho an’ireo tsy hijoboka anaty rano tetsy Antanimena sy ny amin’ny Pochard.

Rava ny tsena tetsy Mahamasina noho ny orambaratra…

Nianjera hatramin’ny takelaka dokambarotra iray, ankoatra ny hazo nianjera any amin’ny faritra hafa.

Nitohana tanteraka ny fifamoivozana. Tao ireo fiara maty sy kofon’ny rano…

Niandronan’ny fako avokoa ny fiara niantsona teny amin’ny sisin-dàlana.

Sary: Fanou

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique