Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Sary-1-2 : Ampahan’ny vato nianjery teny ambanin’ny Ampamarinana. Maro ireo trano tandindomin-doza sy ahina. Nizara dimy ilay vato nianjera. Tonga nidododo ireo solontenan’ny governemanta nijery ny tranga teny an-toerana. Namangy ireo nanana ny manjo sy ny naratra teny amin’ny HJRA ary nanampy azy ireo.

Sary : Fanou

Les commentaires sont fermées.