Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Fitsidihana voalohany nataon’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, tany amin’ny faritra atsimon’ny Nosy, ao Beloha Androy.

Fivoriana, niaraka tamin’ireo mpiara-miombon’antoka teknika sy vola.

Nihaona tamin’ny vahoakan’ Ampanihy, ary nampanantena hanamboatra EPP manara-penitra ny filoha.

Maro ireo tompon’andraikitra nihaona tamin’ny filoha Rajoelina.

Taorian’ny loza nahazo ireo mpanamory angidimby tany amin’ny faritra Betsiboka, tsy niandry ela ny praiminisitra sy ireo mpiara-miasa aminy, nitsidika ireo naratra tetsy amin’ny hopitaly Soavinandriana.

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique