Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Governemanta vaovao: natambatra ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny Serasera

Governemanta vaovao: natambatra ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny Serasera

Anisan’ny nanaitr ireo mpanara-baovao ihany koa ny fanambarana ho iray ny minisitera misahana ny kolontsaina sy ny serasera. Notendrena hisahana izany ramatoa Rakotondrazafy Andriatongarivo Lalatiana, fantatry ny maro amin’ny maha mpanao gazety azy. Ankoatra izay anefa, efa nisahana andraikitra hafa, amin’ny maha mpanolotsaina manokan’ny Praiminisitra Christian Ntsay azy, izy. Mpitarika ny antoko Freedom ihany koa, ary efa nifaninana ho ben’ny Tanànan’Antananarivo.
Tsiahivina fa efa niaraka tao anatin’ny ministera iray ny Kolontsaina sy ny Serasera taloha ka izao naverina izao indray.

Les commentaires sont fermées.