Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Maro ireo filoha teto an-toerana sy teto Madagasikara no nanatrika ny fiainianana ny filoha Andry Niriana Rajoelina, teny amin’ny kianjam-be ny Mahamasina, asabotsy lasa teo.

Nisafo ny andian-tafika voalohany ny filoha repoblika.

Maro ireo mpanao gazety vahiny no nanatrika io fiainiainana.

Niarahaba manoka ny filoha frantsay teo aloha Nicolas Sarkozy.

Teo ihany ko Jean Baptiste Lemoyenn (Secrétaire d’État auprès du Ministre des Affaires Etrangères français), solon-teny filoha frantsary Emmanuel Macron.

Nampitolagaga ireo Malagasy na teny an-toerana na tany an-trano nahita ny fiara nitondra ny filoha, teo ihany koa ny fiara tsy laitra ny bàla, izay nomeny ny mpitandro filaminana, hiadiana ny tsy fandriam-pahalemana.

Vonona ny hiatrika ireo vahiny nasaina ny fianakaviana.

Vory lamina ireo nasaina teny lapapan-jakana Iavoloha.

Anisan’ireo nanafana ny sehatra, ireo ankizy nivoaka tao amin’ny fandaharana “La voix d’or”.

Nahazo fanomezana manokana ny vady an-defomandry ny filoha, avy tamin’ireo artista G5.

Nifanesisesy ireo vahiny tonga niharaba ny filoha: ny ampanjaka.

Ry zareo avy any Canada

Atoa Mohamed Alabar, mpandrahara avy any Dubai.

Ny avy ao amin’ny orinasa “General electrique”, izay mpamokatra erinaratra.

Fifampirahabana ny finoaka FJKM teny Mahamasina; ny filoha FJKM pasitera Andriamahazosoa Irako Ammi, indray no mitarika ny FFKM.

Vokatrin’ny rotsakorana, maro ireo trano nirodana, ka nahamoizana aina maro, toy tetsy Tsimbazaza sy Tsimialonjafy Mahamasina.

 

Sary: Fanou sy Mamiherison

Les commentaires sont fermées.