Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Randriamampianina Ando Tiana: naneho firaisankina ireo akaiky azy

Randriamampianina Ando Tiana: naneho firaisankina ireo akaiky azy

Ho fanehoam-piraisankina sy fampaherezana ny fianakaviany, noho ny fanjavonan’i Ando Tiana Randriamampianina, nisy ny filaharana mangina (marche blanche), namakivaky ny tanàna, niainga teo amin’ny lapan’ny tanànan’i Evry Coucouronnes, Frantsa, omaly tolakandro, nataon’ireo olona akaiky azy, ireo teratany Malagasy any an-toerana…

Tsiahivina fa tsy hita nanomboka ny 9 janoary teo izy, tovovavy malagasy 23 taona, monina ao Rueil Malmaison, Ile de France, ary mianatra ao Paris Nanterre. Efa nampandre ireo manam-pahefana any an-toerana ny fianakaviany, saingy tsy mbola nahitam-bokany hatramin’izao.

Les commentaires sont fermées.