Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

ANS: mankasitraka ny vinan’ny filoha ny mpikambana 

ANS: mankasitraka ny vinan’ny filoha ny mpikambana 

Nanambara ny mpikambana nivoaka avy amin’ny “Académie Nationale des Sports” (ANS) fa mifanindry an-dalana amin’ny vina atolotry ny filoham-pirenena Rajoelina Andry, ny tanjon’izy ireo. Vina izay milaza ny hanangana Akademy manana traikefa, manerana ny nosy. Ity vina izay namafisin’ireo teknisiana avy amin’ny ANS ireo fa hananan’izy ireo traikefa tanteraka ka antenainy ny hizoran’izany amin’ny antsakany sy andavany.

Nanararaotra niarahaba ny filoham-pirenena Rajoelina Andry ihany koa izy ireo ary nanambara ny fahavononany amin’ny fiaraha-miasa, indrindra, amin’ny fampandrosoana ny fanatanjahantena malagasy.

 

Mi.Raz

Les commentaires sont fermées.