Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Ho fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny zandary sy ho fanatsarana ny asa, maro ny fiofanana natao na teto an-toerana na tany ivelany nandritra ny taona 2018. Nahazo fiofanana teto an-toerana ny manamboninahitra miisa 82 sy manamboninahitra lefitra miisa 563 raha manamboninahitra 29 sy manamboninahitra lefitra 8 kosa ny nandranto izany fahaizana izany tany ivelany ary 358 ireo nahazo fiofanana nataon’ny vahiny teto an-toerana (cooperation française et Ecole de Marine de la Paix Mali). Marihina fa 1 197 ireo mpianatra ho zandary mbola an-dalam-piofanana eny anivon’ny sekoly zandarimariam-pirenena ao Ambositra ary hivoaka tsy ho ela izy ireo hanampy ny zandary efa am-perinasa.

Les commentaires sont fermées.