Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina sy fintina

Hamerina hanao ny lanonana fifampiarahabana ny filoha Rajoelina ny 21  janoary ho avy izao. Hiarahabana sy hifampirariana soa eo amin’ireo samy Andrimpanjakana sy ireo masoivoho vahiny miasa eto amintsika ary ny vahoaka malagasy izany ary hatao eny Iavoloha. Tsiahivina fa efa nanao izany lanonana izany ny filoham-panjakana ny fiandohan’ny volana janoary teo.

Hametra-pialana faobe, ny zoma 18 janoary ho avy izao, ny governemanta Ntsay Christian. Tsiahivina fa nitsangana ny volana jona teo ity governemanta ity noho ny hetsika nataon’ny depiote 73 teny amin’ny kianjan’ny 13 mey. Na izany aza anefa, mbola manohy ny fampandehanan-draharaha andavanandro izy ireo mandra-pijoron’ny governemantan’ny praiminisitra vaovao eo.

 

Les commentaires sont fermées.